2 Mpanjaka 20:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hoy i Isaia: “Inona no hitany tato an-tranonao?” Dia hoy i Hezekia: “Izay rehetra ato an-tranoko dia hitany daholo. Tsy nisy tsy nasehoko azy ny tao amin’ny fitehirizan-karenako.”+
15 Ary hoy i Isaia: “Inona no hitany tato an-tranonao?” Dia hoy i Hezekia: “Izay rehetra ato an-tranoko dia hitany daholo. Tsy nisy tsy nasehoko azy ny tao amin’ny fitehirizan-karenako.”+