2 Mpanjaka 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folo nanjakan’i Josia Mpanjaka, dia nirahiny ho any an-tranon’i Jehovah i Safana+ mpitan-tsoratra, zanak’i Azalia zanak’i Mesolama, ka nilazany hoe:
3 Ary tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folo nanjakan’i Josia Mpanjaka, dia nirahiny ho any an-tranon’i Jehovah i Safana+ mpitan-tsoratra, zanak’i Azalia zanak’i Mesolama, ka nilazany hoe: