2 Mpanjaka 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Noravany koa ny tranon’ireo lehilahy mpivaro-tenan’ny+ tempoly, tao an-tranon’i Jehovah. Tao amin’ireny trano ireny ireo vehivavy no nanenona tranolay masina fitoeran’ny tsato-kazo masina. 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:7 Fandalinana, Boky 2,
7 Noravany koa ny tranon’ireo lehilahy mpivaro-tenan’ny+ tempoly, tao an-tranon’i Jehovah. Tao amin’ireny trano ireny ireo vehivavy no nanenona tranolay masina fitoeran’ny tsato-kazo masina.