2 Mpanjaka 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hoy i Josia: “Inona itsy tsangambatom-pasana hitako itsy?” Dia hoy ny olona tao an-tanàna: “Io no fasan’ilay+ lehilahin’Andriamanitra avy any Joda,+ izay nanambara izao zavatra nataonao tamin’ilay alitara teto Betela izao.”+
17 Ary hoy i Josia: “Inona itsy tsangambatom-pasana hitako itsy?” Dia hoy ny olona tao an-tanàna: “Io no fasan’ilay+ lehilahin’Andriamanitra avy any Joda,+ izay nanambara izao zavatra nataonao tamin’ilay alitara teto Betela izao.”+