2 Mpanjaka 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy i Elia taminy: “Mijanòna eto, azafady, fa nirahin’i Jehovah ho any Jordana aho.”+ Hoy anefa i Elisa: “Raha mbola velona koa i Jehovah, ary raha mbola velon’aina koa ianao, dia tsy handao anao aho.”+ Koa nanohy ny diany izy roa lahy. 2 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 2:6 w15 15/4 12 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:6 Tahafo ny Finoan’izy Ireo, lahatsoratra 1 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/2015, p. 12-13
6 Ary hoy i Elia taminy: “Mijanòna eto, azafady, fa nirahin’i Jehovah ho any Jordana aho.”+ Hoy anefa i Elisa: “Raha mbola velona koa i Jehovah, ary raha mbola velon’aina koa ianao, dia tsy handao anao aho.”+ Koa nanohy ny diany izy roa lahy.