2 Mpanjaka 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Raha vao hitan’ny mpanjakan’i Moaba fa efa ho resy izy, dia nitondra fitonjato lahy mpitan-tsabatra izy mba hanavatsava teo amin’ny mpanjakan’i Edoma.+ Tsy nahomby anefa izy ireo. 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:26 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
26 Raha vao hitan’ny mpanjakan’i Moaba fa efa ho resy izy, dia nitondra fitonjato lahy mpitan-tsabatra izy mba hanavatsava teo amin’ny mpanjakan’i Edoma.+ Tsy nahomby anefa izy ireo.