2 Mpanjaka 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia hoy ny renin’ilay zazalahy: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ ary raha mbola velon’aina koa ianao,+ dia tsy hiala aminao mihitsy aho.”+ Koa nitsangana ralehilahy, ary lasa niaraka taminy.
30 Dia hoy ny renin’ilay zazalahy: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ ary raha mbola velon’aina koa ianao,+ dia tsy hiala aminao mihitsy aho.”+ Koa nitsangana ralehilahy, ary lasa niaraka taminy.