11 Dia tezitra+ i Namàna, ka sady lasa izy no niteny hoe: “Nieritreritra aho hoe:+ ‘Hivoaka hankatỳ amiko mihitsy izy, ka hitsangana hiantso ny anaran’i Jehovah Andriamaniny, ary hanevaheva ny tanany eo ambonin’ny faritra marary ka hahasitrana ny habokana.’