2 Mpanjaka 5:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Koa hiraikitra aminao sy ny taranakao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny habokan’i+ Namàna.”+ Ary niala teo anatrehany avy hatrany i Gehazy, ka indro izy fa boka ary lasa fotsy be.*+
27 Koa hiraikitra aminao sy ny taranakao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny habokan’i+ Namàna.”+ Ary niala teo anatrehany avy hatrany i Gehazy, ka indro izy fa boka ary lasa fotsy be.*+