2 Mpanjaka 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hoy i Elisa tamin’ireo: “Tsy ity ilay lalana, ary tsy ity ilay tanàna. Manaraha ahy, fa hoentiko any amin’ilay lehilahy tadiavinareo ianareo.” Nentiny tany Samaria anefa izy ireo.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:19 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
19 Ary hoy i Elisa tamin’ireo: “Tsy ity ilay lalana, ary tsy ity ilay tanàna. Manaraha ahy, fa hoentiko any amin’ilay lehilahy tadiavinareo ianareo.” Nentiny tany Samaria anefa izy ireo.+