2 Mpanjaka 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hoy anefa izy: “Aza mamely azy. Izay nobaboinao tamin’ny sabatrao sy ny tsipìkanao ve dia hovonoinao?+ Rosoy sakafo izy ireo hohaniny sy rano hosotroiny,+ ary aoka izy hiverina any amin’ny tompony.”
22 Hoy anefa izy: “Aza mamely azy. Izay nobaboinao tamin’ny sabatrao sy ny tsipìkanao ve dia hovonoinao?+ Rosoy sakafo izy ireo hohaniny sy rano hosotroiny,+ ary aoka izy hiverina any amin’ny tompony.”