-
2 Mpanjaka 7:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Koa rehefa tonga hatrany an-tsisin’ny toby ireo boka, dia nankao amin’ny tranolay iray ka nihinana sy nisotro, ary naka volafotsy sy volamena ary akanjo tao, dia lasa nanafina an’ireny. Ary niverina indray izy ireo, dia nankao amin’ny tranolay hafa, ka naka zavatra tao, ary lasa nanafina an’ireny.+
-