2 Mpanjaka 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia nivoaka ny tanàna ny olona ka nandroba+ ny tobin’ny Syrianina. Koa nanjary sekely iray monja ny vidin’ny lafarinina tsara toto eran’ny seha, ary sekely iray koa ny vidin’ny vary orza indroan’ny seha, araka ny tenin’i+ Jehovah.
16 Dia nivoaka ny tanàna ny olona ka nandroba+ ny tobin’ny Syrianina. Koa nanjary sekely iray monja ny vidin’ny lafarinina tsara toto eran’ny seha, ary sekely iray koa ny vidin’ny vary orza indroan’ny seha, araka ny tenin’i+ Jehovah.