-
2 Mpanjaka 11:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nalain’i Joseba,+ zanakavavin’i Jorama Mpanjaka sady anabavin’i Ahazia, anefa i Joasy+ zanak’i Ahazia, ka nangalariny avy teo amin’ireo zanaky ny mpanjaka efa hovonoina. Dia nataony tao amin’ny efitra anatiny nisy ny fandriana i Joasy sy ilay vehivavy mpampinono azy. Koa nafenina+ tsy ho hitan’i Atalia i Joasy, ka tsy novonoina.
-