2 Mpanjaka 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nijoro ny mpihazakazaka+ ka samy nitana ny fiadiany avy, nanomboka teo amin’ny lafiny ankavanan’ny trano ka hatreny amin’ny lafiny ankavian’ny trano, sy teo akaikin’ny alitara+ ary teo akaikin’ny trano. Ary nisy koa nanodidina ny mpanjaka.
11 Ary nijoro ny mpihazakazaka+ ka samy nitana ny fiadiany avy, nanomboka teo amin’ny lafiny ankavanan’ny trano ka hatreny amin’ny lafiny ankavian’ny trano, sy teo akaikin’ny alitara+ ary teo akaikin’ny trano. Ary nisy koa nanodidina ny mpanjaka.