-
2 Mpanjaka 13:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Hoy izy avy eo: “Sokafy ny varavarankely atsinanana.” Dia nosokafany izany. Ary hoy i Elisa: “Mitifira!” Dia nitifitra izy. Hoy indray i Elisa: “Zana-tsipìkan’ny famonjen’i Jehovah, dia ny zana-tsipìkan’ny famonjena+ hamelezana an’i Syria! Ary hamely an’i Syria ianao ao Afeka,+ mandra-pandringanao azy.”
-