25 Ary nalain’i Joasy zanak’i Joahaza indray ireo tanàna teo am-pelatanan’i Beni-hadada zanak’i Hazaela. Tamin’ny ady mantsy no nahazoan’i Beni-hadada an’ireo tanàna ireo teo am-pelatanan’i Joahaza rain’i Joasy. Koa namely azy intelo i Joasy, ka azony indray ireo tanànan’ny Israely.+