2 Mpanjaka 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nahafaty lehilahy edomita+ iray alina teo amin’ny Lohasahan-tsira+ i Amazia. Azony tamin’ny ady koa ny tanànan’i Sela, ka natao hoe Joktela ny anaran’izy io mandraka androany.
7 Ary nahafaty lehilahy edomita+ iray alina teo amin’ny Lohasahan-tsira+ i Amazia. Azony tamin’ny ady koa ny tanànan’i Sela, ka natao hoe Joktela ny anaran’izy io mandraka androany.