1 Tantara 1:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ary maty i Hosama, dia nanjaka nandimby azy i Hadada+ zanakalahin’i Bedada, izay nandresy ny Midianita+ teo amin’ny faritr’i Moaba. Ary Avita+ no anaran’ny tanànan’i Hadada.
46 Ary maty i Hosama, dia nanjaka nandimby azy i Hadada+ zanakalahin’i Bedada, izay nandresy ny Midianita+ teo amin’ny faritr’i Moaba. Ary Avita+ no anaran’ny tanànan’i Hadada.