1 Tantara 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary naka varahina be dia be avy tany Tibata+ sy Kona, tanànan’i Hadadezera, i Davida. Ireny no nanaovan’i Solomona ilay fitoeran-drano lehibe nantsoina hoe ranomasina varahina,+ sy ny andry,+ ary ny fanaka varahina.+ 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:8 Fandalinana, Boky 1,
8 Ary naka varahina be dia be avy tany Tibata+ sy Kona, tanànan’i Hadadezera, i Davida. Ireny no nanaovan’i Solomona ilay fitoeran-drano lehibe nantsoina hoe ranomasina varahina,+ sy ny andry,+ ary ny fanaka varahina.+