1 Tantara 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hoy izy: “Raha matanjaka loatra ny Syrianina+ ka tsy resiko, dia vonjeo aho.+ Fa raha matanjaka loatra kosa ny taranak’i Amona ka tsy resinao, dia hamonjy anao aho.+
12 Ary hoy izy: “Raha matanjaka loatra ny Syrianina+ ka tsy resiko, dia vonjeo aho.+ Fa raha matanjaka loatra kosa ny taranak’i Amona ka tsy resinao, dia hamonjy anao aho.+