1 Tantara 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Navoakany koa ny olona tao, ka nampiasainy+ hanatsofa vato sy hiasa amin’ny fitaovana vy maranitra sy famaky.+ Izany no nataon’i Davida tamin’ny tanàna rehetran’ny taranak’i Amona. Farany, dia niverina nankany Jerosalema izy sy ny olona rehetra. 1 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 20:3 w05 15/2 27 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:3 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/2005, p. 27
3 Navoakany koa ny olona tao, ka nampiasainy+ hanatsofa vato sy hiasa amin’ny fitaovana vy maranitra sy famaky.+ Izany no nataon’i Davida tamin’ny tanàna rehetran’ny taranak’i Amona. Farany, dia niverina nankany Jerosalema izy sy ny olona rehetra.