16 Nanopy ny masony i Davida, ka nahita an’ilay anjelin’i Jehovah+ nijoro teo anelanelan’ny tany sy ny lanitra, sady nitana sabatra+ nanondro an’i Jerosalema, dia sabatra voatsoaka tao anaty tranony. Dia niankohoka+ avy hatrany i Davida sy ny anti-panahy, izay samy niakanjo gony.+