-
1 Tantara 22:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Koa ankehitriny, mitadiava an’i Jehovah Andriamanitrareo+ amin’ny fonareo manontolo sy ny herinareo manontolo.*+ Koa aoreno ny toerana masin’i+ Jehovah Andriamanitra.+ Amin’izay dia ho azo entina ao amin’ilay trano haorina ho an’ny anaran’i+ Jehovah ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, sy ny fitaovana masin’Andriamanitra.”
-