1 Tantara 23:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Hanampy amin’ny fanolorana ny sorona dorana ho an’i Jehovah koa izy ireo, ka hanao izany mandrakariva eo anatrehan’i Jehovah, rehefa sabata+ sy tsinam-bolana+ ary amin’ny fotoanan’ny fety,+ araka ny isan’ireny sy ny fitsipika momba izany.
31 Hanampy amin’ny fanolorana ny sorona dorana ho an’i Jehovah koa izy ireo, ka hanao izany mandrakariva eo anatrehan’i Jehovah, rehefa sabata+ sy tsinam-bolana+ ary amin’ny fotoanan’ny fety,+ araka ny isan’ireny sy ny fitsipika momba izany.