32 Fitonjato sy roa arivo ny isan’ny rahalahiny, izay lehilahy mahay+ sady lohan’ireo fianakaviambe.+ Koa notendren’i Davida Mpanjaka izy ireo, mba hifehy ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase,+ ka hiandraikitra ny raharaha+ rehetra momba an’Andriamanitra sy ny mpanjaka.