1 Tantara 29:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa mpivahiny sy mpiavy+ izahay eo anatrehanao, tahaka ny razanay rehetra. Toy ny aloka ihany ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina.
15 Fa mpivahiny sy mpiavy+ izahay eo anatrehanao, tahaka ny razanay rehetra. Toy ny aloka ihany ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina.