2 Tantara 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nanao fitoeran-jiro+ volamena izy ka fitoeran-jiro folo mitovy no napetrany tao amin’ny tempoly,+ dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia.+
7 Ary nanao fitoeran-jiro+ volamena izy ka fitoeran-jiro folo mitovy no napetrany tao amin’ny tempoly,+ dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia.+