2 Tantara 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ny ampongabendanitra+ efajato ho an’ny harato roa, ka ampongabendanitra roa andalana ho an’ny harato tsirairay mba handrakotra ny loha andry boribory roa, izay teo ambonin’ireo andry;+
13 ny ampongabendanitra+ efajato ho an’ny harato roa, ka ampongabendanitra roa andalana ho an’ny harato tsirairay mba handrakotra ny loha andry boribory roa, izay teo ambonin’ireo andry;+