2 Tantara 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 dia hataoko mafy orina koa ny seza fiandrianan’ny fanjakanao,+ araka ny fifanekena nataoko tamin’i Davida rainao+ hoe: ‘Hisy olona avy amin’ny taranakao foana hitondra eo amin’ny Israely.’+
18 dia hataoko mafy orina koa ny seza fiandrianan’ny fanjakanao,+ araka ny fifanekena nataoko tamin’i Davida rainao+ hoe: ‘Hisy olona avy amin’ny taranakao foana hitondra eo amin’ny Israely.’+