12 Nomen’i Solomona Mpanjaka ho an’ny mpanjakavavin’i+ Sheba izay rehetra nahafinaritra an-dravehivavy ka nangatahiny. Izany dia fanampin’izay efa nomeny ho setrin’izay nentin-dravehivavy ho an’ny mpanjaka. Dia niverina nody tany amin’ny taniny ravehivavy sy ny mpanompony.+