2 Tantara 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary naminany toy izany koa ny mpaminany hafa rehetra hoe: “Miakara any Ramota-gileada, ka mahazoa fandresena,+ fa hatolotr’i Jehovah eo an-tanan’ny mpanjaka tokoa ilay tanàna.”+
11 Ary naminany toy izany koa ny mpaminany hafa rehetra hoe: “Miakara any Ramota-gileada, ka mahazoa fandresena,+ fa hatolotr’i Jehovah eo an-tanan’ny mpanjaka tokoa ilay tanàna.”+