27 Dia nasain’i Hezekia natolotra teo amin’ny alitara ny fanatitra dorana. Ary tamin’ny fotoana nanombohan’ny fanatitra dorana, dia natomboka koa ny hira+ ho an’i Jehovah. Notsofina koa ny trompetra, izay nampifanarahina tamin’ny feon’ireo zavamaneno namboarin’i Davida mpanjakan’ny Israely.