-
2 Tantara 30:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Koa nanapa-kevitra izy ireo ny hanao antso avo+ manerana an’i Israely, hatrany Beri-sheba+ ka hatrany Dana,+ hanasana azy ireo hankany Jerosalema, mba hankalaza ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely. Efa ela mantsy izy ireo no tsy nankalaza izany tambabe,+ ka tsy nanaraka izay voasoratra.+
-