2 Tantara 33:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary notaomin’i Manase+ foana ny Joda+ sy ny mponin’i Jerosalema, mba hanao ratsy+ mihoatra noho izay nataon’ireo firenena naringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.+ 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:9 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/1987, p. 25
9 Ary notaomin’i Manase+ foana ny Joda+ sy ny mponin’i Jerosalema, mba hanao ratsy+ mihoatra noho izay nataon’ireo firenena naringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.+