2 Tantara 33:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tsy nitsahatra nivavaka tamin’Andriamanitra izy. Dia nanaiky ny fiangaviany+ Andriamanitra, ka nihaino ny fitalahoany famindram-po, ary nampody azy tamin’ny fanjakany tany Jerosalema.+ Dia fantatr’i Manase fa i Jehovah no tena Andriamanitra.+
13 Ary tsy nitsahatra nivavaka tamin’Andriamanitra izy. Dia nanaiky ny fiangaviany+ Andriamanitra, ka nihaino ny fitalahoany famindram-po, ary nampody azy tamin’ny fanjakany tany Jerosalema.+ Dia fantatr’i Manase fa i Jehovah no tena Andriamanitra.+