-
2 Tantara 33:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Taorian’izay, dia nanorina manda ivelany+ ho an’ny Tanànan’i Davida+ izy, nanomboka teo andrefan’i Gihona+ izay teo amin’ny lohasaha falehan-driaka, ka hatrany amin’ny Vavahadin-trondro.+ Ary nataony nihodidina hatrany Ofela+ ilay manda, sady nataony avo be. Dia nametrahany lehiben’ny tafika tany amin’ny tanàna voaro mafy rehetran’ny Joda.+
-