2 Tantara 35:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy nety niverin-dalana anefa i Josia,+ fa mody nanao olon-kafa+ izy mba hiady taminy. Tsy nihaino ny teny nampilazain’Andriamanitra an’i Neko+ izy, ka tonga hiady teo amin’ny lemak’i* Megido.+ 2 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 35:22 w17.03 26-27 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 35:22 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),3/2017, p. 26-27
22 Tsy nety niverin-dalana anefa i Josia,+ fa mody nanao olon-kafa+ izy mba hiady taminy. Tsy nihaino ny teny nampilazain’Andriamanitra an’i Neko+ izy, ka tonga hiady teo amin’ny lemak’i* Megido.+