2 Tantara 36:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nikomy tamin’i Nebokadnezara Mpanjaka koa izy,+ nefa i Nebokadnezara efa nampianiana azy tamin’ny anaran’Andriamanitra.+ Ary nanamafy+ hatoka sy nanamafy+ fo foana i Zedekia, ka tsy niverina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.
13 Nikomy tamin’i Nebokadnezara Mpanjaka koa izy,+ nefa i Nebokadnezara efa nampianiana azy tamin’ny anaran’Andriamanitra.+ Ary nanamafy+ hatoka sy nanamafy+ fo foana i Zedekia, ka tsy niverina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.