12 Ary maro tamin’ny mpisorona+ sy ny Levita ary ny lohan’ireo fianakaviambe,+ izany hoe ireo lahiantitra izay nahita ilay trano taloha,+ no nidradradradra nitomany+ rehefa nanatri-maso ny nandatsahana ny fototr’ilay+ trano. Nisy maro hafa koa anefa nanandra-peo nanao horakora-pifaliana.+