Ezra 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Efa nanome baiko+ aho, fa ny vahoakan’Israely rehetra sy ny mpisorony ary ny Levitany eto amin’ny fanjakako,+ izay te hankany Jerosalema hiaraka aminao, dia mahazo mandeha.+ Ezra Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 7:13 w06 15/1 20 Ezra Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:13 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2006, p. 20
13 Efa nanome baiko+ aho, fa ny vahoakan’Israely rehetra sy ny mpisorony ary ny Levitany eto amin’ny fanjakako,+ izay te hankany Jerosalema hiaraka aminao, dia mahazo mandeha.+