21 “Ary izaho, Artaksersesy Mpanjaka, dia nanome baiko+ ny mpitahiry ny harenam-panjakana+ rehetra any ampitan’ny Renirano,+ fa izay rehetra angatahin’i Ezra+ mpisorona, ilay mpanao dika soratra ny lalàn’Andriamanitry ny lanitra, dia tokony homenareo azy avy hatrany,