Ezra 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy aho tamin’izy ireo: “Masina+ eo anatrehan’i Jehovah ianareo, ary masina koa ireo fitaovana+ ireo. Ary fanatitra an-tsitrapo ho an’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo ireo volafotsy sy volamena ireo.
28 Dia hoy aho tamin’izy ireo: “Masina+ eo anatrehan’i Jehovah ianareo, ary masina koa ireo fitaovana+ ireo. Ary fanatitra an-tsitrapo ho an’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo ireo volafotsy sy volamena ireo.