Nehemia 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia tonga tatỳ amin’ireo governora+ tatỳ ampitan’ny Renirano aho, ka nomeko azy ireo ny taratasin’ny mpanjaka. Nisy lehiben’ny tafika sy mpitaingin-tsoavaly koa nalefan’ny mpanjaka niaraka tamiko.
9 Dia tonga tatỳ amin’ireo governora+ tatỳ ampitan’ny Renirano aho, ka nomeko azy ireo ny taratasin’ny mpanjaka. Nisy lehiben’ny tafika sy mpitaingin-tsoavaly koa nalefan’ny mpanjaka niaraka tamiko.