Nehemia 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tao koa ny nilaza hoe: “Ny sahanay sy ny tanimboalobokay ary ny tranonay no nataonay antoka,+ mba hahazoanay varimbazaha tamin’ny fotoana tsy nisian’ny sakafo.”
3 Tao koa ny nilaza hoe: “Ny sahanay sy ny tanimboalobokay ary ny tranonay no nataonay antoka,+ mba hahazoanay varimbazaha tamin’ny fotoana tsy nisian’ny sakafo.”