31 Izay entam-barotra sy sakafo isan-karazany amidin’ny mponina manodidina+ amin’ny andro sabata, dia tsy hovidinay na amin’ny andro sabata+ na amin’ny andro masina.+ Havelanay hiala sasatra ny tany amin’ny taona fahafito,+ ary hafoinay ny trosa rehetra.+