Nehemia 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, noho izany zavatra izany. Ary aza hadinoina+ ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehoko momba ny tranonao+ sy ny fanompoana natao tao.
14 Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, noho izany zavatra izany. Ary aza hadinoina+ ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehoko momba ny tranonao+ sy ny fanompoana natao tao.