Estera 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Vao hitan’ny mpanjaka nitsangana teo amin’ilay tokotany i Estera, dia nahazo sitraka+ taminy, ka notondroiny tamin’ilay tehina volamena+ teny an-tanany. Koa nanatona i Estera ka nikasika ny tendron’ilay tehina. Estera Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 5:2 ia 135; w12 1/1 24; yp 95 Estera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:2 Fandalinana, Boky 1, Tahafo, p. 135 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2012, p. 24
2 Vao hitan’ny mpanjaka nitsangana teo amin’ilay tokotany i Estera, dia nahazo sitraka+ taminy, ka notondroiny tamin’ilay tehina volamena+ teny an-tanany. Koa nanatona i Estera ka nikasika ny tendron’ilay tehina.