Estera 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Rehefa niditra i Hamana, dia hoy ny mpanjaka taminy: “Inona no tokony hatao amin’izay lehilahy tian’ny mpanjaka homem-boninahitra?”+ Ary niteny anakampo i Hamana hoe: “Iza indray moa no tian’ny mpanjaka homem-boninahitra afa-tsy izaho?”+
6 Rehefa niditra i Hamana, dia hoy ny mpanjaka taminy: “Inona no tokony hatao amin’izay lehilahy tian’ny mpanjaka homem-boninahitra?”+ Ary niteny anakampo i Hamana hoe: “Iza indray moa no tian’ny mpanjaka homem-boninahitra afa-tsy izaho?”+