Estera 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary niteny teo anatrehan’ny mpanjaka indray i Estera, ka niankohoka teo an-tongony sady nitomany sy nitalaho+ famindram-po taminy, mba hanafoanana ny hasomparan’i+ Hamana Agagita sy ny teti-dratsiny+ hamelezana ny Jiosy.+ Estera Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 8:3 ia 143; w12 1/1 28-29 Estera Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:3 Tahafo, p. 143-144 Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/2012, p. 28-29
3 Ary niteny teo anatrehan’ny mpanjaka indray i Estera, ka niankohoka teo an-tongony sady nitomany sy nitalaho+ famindram-po taminy, mba hanafoanana ny hasomparan’i+ Hamana Agagita sy ny teti-dratsiny+ hamelezana ny Jiosy.+